|
|
|
|

Entrée1  mova tsy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara [1.1]
Explications en français  4  tout à fait semblable à: Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou) ~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait) [1.3#447]
Exemples  5  Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra [2.576]
6  Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina [2.298]
7  Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay [2.470]
Autres orthographes  8  miovatsy, moavatsy, moavetsy
Synonymes  9  mitovy amy, ohatra ny, tahaka ny

Anagrammes  10 mavotsy, 11 mova tsy

Mis à jour le 2025/09/12